Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Mangabe Toliara : ramatoa iray maty ndomin’ny camion

    Tsy fantatra ny nahazo ity mpamily iray ity  raha  niditra ny tananan’i Mangabe  avy any Mitsinjo Betanimena nadona ary nahafaty ramatoa iray. Araka ny vaovaoa azo  raha tonga teo amin’io toerana io ity fiara ity dia  nadona ity ramatoa ity, somary fiolanan io toerana io ka avy hatrany nitampify ilay sisiny misy ity ramatoa ity ilay fiara ka raikitra tao izyka naratra mafy. Taorian’ny loza dia nadositra tany amin’ny polisy ilay mpamily ary nentina tany amin’ny hopitaly  ilay ramatoa ka tsy tana ny ainy rehefa tonga teny amin’ny hopitaly. Araka izany dia voatazona eny amin’nypolisy ilay mpamily sy ilay fiara.  Araka ny vaovao azo dia manao fifampiraharahana amin’ny tompomanjo ny tompon’ilay fiara mba handevenana ny maty fa ny zavatra rehetra dia efa ampelatanan’ny mpitandro filaminana ka topkony samy ho malina ny rehetra  fany tampoka tsy mahalehilahy.

    CMS

    Les commentaires sont fermées.