Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Haody : saro-devonina !

    Tsy ny sakafom-batana ihany fa ny sakafon-tsaina indrindra indrindra no tena saro-devonina. Nobaikoin’ny vahiny mpanjakazaka an-tanin’olona isika nandritra ny fanjanahantany. Hatramin’izao, mbola misy miteny ihany fa “araka ny teny baiko…”, rehefa hampiasa ny teny frantsay. Ohatra ihany io fa zavontany ny tranga tahaka izany eo anivon’ny fiarahamonina malagasy.

    Antony iray tsy ahitantsika fahombiazana ireny sakafon-tsaina tsy mety levona ireny. Voabahan’ireo ny saintsika ka tsy afa-mandinika zavatra hafa intsony… Mihevi-tena ho tsy Malagasy intsony avy eo !… Saingy indrisy fa tsy afa-milahatra amin’ny tena tompony velively ka zary dedaka mialoha ny doka.

    HaRy Razafindrakoto

    Les commentaires sont fermées.