Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Haody : mpanakanto…

     … Mpamoha ny lasa, mpampiranty ny ankehitriny ary mpamboraka ny ho avy ! « Mety ho mpaminany tapany ihany ny mpanakanto », hoy ny mpahay filozofia iray. Mety ho vokatry ny fandinihana noteren’ny aingam-panahy ihany koa anefa no nikorisan’ny peniny raha mpanoratra izy. Niantefan’ny fandraka raha mpanao sary sokitra, sns.

    Adidy lehibe eo an-tsoroky ny mpanakanto ireo saingy toa tsy misy mahita loatra hatramin’izay ka hatramin’izao. Tsy mba toy ny any amin’ny firenena hafa. Ny vokatra vokarin’ilay mpanakanto (hira, sary…) no nahafantaran’ny any ivelany ilay tany. Ny antsika kosa, ny fahantrana! Anjakan’ny piraty ny tanàna.

    HaRy Razafindrakoto

    Les commentaires sont fermées.