Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Faran’ny herinandro an-tsary  

    Faran’ny herinandro an-tsary   

    Tononkira mivantana, mahitsy… Miantefa avy hatrany any amin’izay maheno azy ! Kisarisary tahaka izay no tsapa nandritra ny seho nataon’i Princio ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Dôme RTA Ankorondrano. Niresahan’ity mpanakanto ity ny zava-misy eo amin’ny tontolon’ny fitiavana sy ny fiainam-piarahamonina, tamin’ny ankapobeny.

    Les commentaires sont fermées.