Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Miandrivazo : vao mainka mirongatra ny ambalavelona

    Miandrivazo : vao mainka mirongatra ny ambalavelona

     Mihamitombo hatrany ireo olona tratran’ny ambalavelona any Miandrivazo. Iaraha-mahita amin’ny sary izao ireo mpiandry mpanala devoly, afakomaly tao Miandrivazo. Ireo tanora sy ankizy no tena lasibatra amin’ity trangana aretina hafahafa ity. Hatreto tsy ahitam-panafahana izany fa mionona amin’ny fametrahan-tanana ataon’ny mpiandry izany. Na efa nigadra aza i Kohen izay voarohirohy ho tompon’antoka tamin’izany, vao mainka mihamirongatra ny ambalavelona ao Miandrivazo.

    Les commentaires sont fermées.