Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Minisiteran’ny Varotra : namboly zanakazo 1.000

    Toy ny fanaony isan-taona, namboly hazo teny Ambatomirahavavy ny minisiteran’ny Varotra sy ny fanjifana, ny zoma 12 febroary teo. Novolena tamin’io fotoana io ny zana-kazo kesika sy acacia 1.000 fototra, notarihin’ny minisitra Rabesahala Henri niaraka tamin’ny mpiasa 450.

    Nanotrona teny koa ny sampandraharaha eo ambany fiahin’ny minisitera, toy ny Biraon’ny fenitra eto Madagasikara (BNM), ny Ivotoeram-pirenena mikasika ny varotra sy ny fifaninanana (INCC) ary ny Filakevitry ny varotra sy ny fanjifana.

    Njaka A.

    Les commentaires sont fermées.