Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

    Ankizivavikely 10 taona maty voahosin’ny môtô teny Anosibe, omaly antoandro. Voalaza fa nandeha mafy ilay môtô ka nahafaoka tampoka ilay ankizivavikely. Nentina haingana teny amin’ny hopitaly ilay niharam-boina, saingy nitsoaka tampoka teny an-dalana ilay mpitondra môtô nahavanon-doza.

    Raim-pianakaviana iray hita faty tao anaty taksiborosy iray avy any Toamasina raha hihazo an’Antsirabe, afakomaly.  Tsy fantatra marina izay antony nahafaty azy fa izy efa tsy mihetsika intsony no nahataitra ny olona. Nihevitra ny olona niray fiara taminy fa matory izy, kanjo efa tsy nisy aina intsony.

    Les commentaires sont fermées.