Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Fantina sy fintina

    Natolotry Samifin tamin’ny alalan’ny filohany, Razaraniaina Jean Claude, ny filoha Rajaonarimampianina, omaly, teny Iavoloha ny tatitry ny asan’izy ireo ho an’ny taona 2014. Nivoitra tamin’izany ny sakana mahazo azy ireo sy ny olana samihafa nosedraina, indrindra amin’ireo raharaha tonga eny amin’ny fitsarana nefa rava maina.

     

    Nilaza ny tsy hiditra anaty governemanta raha misy ny fanovana ny Mapar. « Manaotao foana sy nandiso fanantenana ka na hiova na tsy hiova io, tsy misy dikany ho anay », hoy ny mpitondra tenin’izy ireo, Pierre Houlder, omaly, raha nanontaniana ny heviny. Tsy mifanalavitra amin’izany koa ny hevitry ny Antoko Malagasy miara-miainga.

    Les commentaires sont fermées.