Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Fantina sy fintina

    Nanao veloma ny filoha Rajaonarimampianina, teny Iavoloha, omaly, ny ambasadaoron’i Japon miasa sy monina eto amintsika, Ryuhei Hosoya. Nivoitra tamin’ny resaky ny roa tonta ny fiaraha-miasa matotra eo amin’ity firenena anisan’ny matanjaka ity sy i Madagasikara.

    Misokatra ny firotsahan-kofidina ho an’ny mpikambana vaovao 10 handrafitra ny vaomieran’ny Vondrona afrikanina (UA) noho ny fahataperan’ny fe-potoam-piasan’ny am-perinasa. Anisan’ny hofidina ny ho filohan’ny Vaomieran’ny UA sy ny filoha lefitra. Eo koa ireo kaomisera valo. Hifarana ny 29 febroary izao ny fametrahana ny antontan-taratasy ao amin’ny tranonkalan’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny.

    Les commentaires sont fermées.