Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Faran’ny herinandro an-tsary 

    Faran’ny herinandro an-tsary 

    Fotoana voalohany nihaonan’i Bodo tamin’ny mpankafy azy, hatramin’ny niandohan’ny taona, ny tamin’ny zoma teo, tetsy amin’ny CC Esca Antanimena. Ankoatra izany anefa, nentin’ny Lion’s Club nitadiavam-bola hanampiana ireo Malagasy sahirana manerana ny Nosy ihany koa ny hetsika ka maro ireo tonga nanoina.

    Landy R. sy Tiana.

    Les commentaires sont fermées.