Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Fantina sy fintina

    Lasa nanara-maso ny fifidianana filoham-pirenena any Bénin ny filohan’ny Ceni, Rakotomanana Hery. Haharitra hatramin’ny 11 marsa izao ny diany any an-toerana. Tafiditra amin’ny iraka hampanaovin’ny Vondrona afrikanina momba ny fanaraha-maso amin’ny faritra Afrika Andrefana izao fanaraha-maso ataony izao.

    Tsiahivina fa hotanterahina ny 6 marsa izao izany fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany any Bénin izany.

    Tsy manaiky ny valim-pitsarana  nalahany ny Dr Robinson ao amin’ny kaominina Ampasikely ny kandidà Tim, Raharimalala, raha efa nandresy izy ireo tamin’ny voka-pifidianana voalohany. Niova ho ny Dr Robinson indray anefa taty amin’ny 6 janoary ny didy navoakan’ny ao Toamasina. Hampiakatra ny raharaha amin’ny Bianco ny Tim amin’ny fanahiana fa nisy kolikoly izany.

    Les commentaires sont fermées.