Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

    Tsy mety miala mihitsy ireo mpividy volamena tsy ara-dalàna anaty fiara eo Analakely. Isan’ny mitarika ny tsy fandriampahalemana eny Analakely sy ny manodidina ny fisian’izy ireo miantsoantso eny an-toerana. Vao omaly no nisy renim-pianakaviana iray nendahin’ny mpanendaka. Mody misahotaka mitsoaka manaraka ireo mpivarotra ry zalahy kanjo manendaka. Lasa tamin’izany ny firavaka volamena teny an-tendany. Avy eo anefa, namidin’ireo tontakely tamin’ireo mpividy volamena ilay firavaka.

    Les commentaires sont fermées.