Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Fantina sy fintina

    Voaasa ho any Alzeria ny filoha Rajaonarimampianina, araka ny nambaran’ny ambasadaoron’ity firenena ity raha nihaona amin’ny filoham-pirenena teny Iavoloha, omaly. Nitondra ny fanasana avy amin’ny filoha alzerianina, Abdelaziz Boutelfika, ny tenany.

    Mihemotra amin’ny 18 marsa ny fitsarana ny raharaha momba ny trano hofain’ny IEP Ampandrana, amin’ny FJKM.  Nangataka ny mpiaro ny tombontsoan’ny IEP, ny Me Radilofe Mamy, ny hanemorana izany satria tsy tomombana sy tsy feno ny antontan-taratasy eo an-tanany.

    Les commentaires sont fermées.