Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Ambohibato : nanao lalankely ny VMMM

     Miainga avy eny ifotony ny fampandrosoana. Nitondra fanohanana sy fanampiana hanamboarana ny lalankely  eny Ambohibato Ambohimanambola ny Vehivavy Malagasy miara-miainga (VMMM), ny faran’ny herinandro teo.  Anisan’ny natolotry izy ireo ny mponina amin’izany ny fasika sy vato ary simenitra. Mazava rahareo ny fotokevitra ijoroan’ity antoko naorin’Andrianainarivelo Hajo ity : “Izay manoro lalana mahitsy, mamindra aina“.

    Miara-miasa amin’izy ireo amin’izao tetikasa izao ny Mamami.

    Synèse R.

    Les commentaires sont fermées.