Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

     Lasan’ny jiolahy, omaly maraina teny Antsahamanitra, ny vola tamina baoritra saika haterina amin’ny banky iray eny Antaninarenina. Tampoka ny fahatongavan’ireo olon-dratsy nirongo basy mahery vaika, raha ny fanazavan’ireo niharam-boina. Ahina ho efa nanaraka ireto olona nitondra volabe ireto ry zalahy raha ny fanazavana hatrany.

    Les commentaires sont fermées.