Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

    Maty tsy tra-drano rehefa tafasitrika tao ambany kamiaobe bènne, ny mpitondra bisikileta iray, tany Morarano Chrome Amparafaravola, afakomaly. Voalaza fa roa lahy ireo mpitondra bisikileta no nifanena tamin’ilay mpitondra kamiaobe ka nofaohiny avy hatrany. Tsy afa-niala intsony ny iray, ka izao maty tsy avotra izao intsony ny ainy. Notazonin’ny zandary ny mpamilin’ilay kamiaobe ary natao fourrière koa ilay kamiaobe.  Mitohy ny fanadihadiana ataon’ny zandary.

    Les commentaires sont fermées.