Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Fantina sy fintina

    Naato ary hosoloina vaovao ny vaomiera mikarakara fifidianana. ”Manoloana ny fifanolanana mahery vaika eo amin’ny samy firaisamonina sivily, ny fanehoan-kevitra maro manakiana ny fiasan’ny vaomiera manokana: nanapa-kevitra ny minisiteran’ny Serasera fa aato ny asan’ny vaomiera manokana” hoy ny fanambaran’ny minisiteran’ny Serasera, afakomaly. Hisy ny fiantsoan’ny ministera ny vondron’ny firaisamonina sivily amin’ny fananganana ny vaomiera manokana vaovao hikarakara ny fifidianana ny ho mpikamban’ny HCDDED.

    Feno 7 taona anio ny nanomezan’ny filoha Ravalomanana ny fahefana ho an’ny ”Fitondrana miaramila”, tetsy Antanimena. Nialoha izany, nanao lahateny fifonana ho an’ny vahoaka malagasy sy ny famindrany izany fahefana izany ny tenany. Taorian’izany, nandao an’i Madagasikara ary lasa sesitany politika tany Soazilandy sy Afrika Atsimo Ravalomanana.

    Les commentaires sont fermées.