Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

     Velon-taraina ny mpandeha taxi-be tato ho ato fa maro amin’ireo resevera no miray tsikombakomba amin’ireny mpanendaka any anaty taxi-be ireny. Eny amin’ireo toerana maro mpiandry taxi-be no tena famelezan’ireo tontakely. Isan’izany ny eny 67 ha sy Anosy. Fantatry ny resevera tsara ry zalahy nefa mbola ampidirin’izy ireo ao anaty fiara ihany koa noho ny tahotra. Voalaza koa anefa fa ifampizaran’ireo tontakely sy ny resevera izay azo ao anaty taxi-be. Aoka ho mailo hatrany.

    Les commentaires sont fermées.