Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

    Miverina indray, tato ho ato, ireo peta-drindrina milaza fa mandray sy mitady olona maromaro hiasa izay mitentina amana hetsiny ny karama. Voalaza anefa fa fisolokiana avokoa no ambadik’izany satria mbola ampandoavina vola indray aza ireo olona mialoha ny handraisana azy hiasa. Tsy misy akory anefa ilay asa, araka ny fijoroana vavolombelona nataon’ireo olona niharan’izany fisolokiana izany. Aoka ho mailo hatrany.

    Les commentaires sont fermées.