Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

    Hivoaka rahampitso ny didim-pitsarana momba fifampitorian’ny mpanao gazety Riana Rasoava sy ny mpandraharaha iray. Nolavin’ity mpanao gazety ity avokoa ny fiampangana azy raha nandà toy izany koa ilay mpandraharaha. Ho fantatra rahampitso ny onitra angatahin’ny mpitory amin’ity raharaha ity.

    Velon-taraina ny ankamaroan’ireo olona sasany fa misy mpisoloky ny ankamaroan’ireo mpividy volamena tsy ara-dalàna eo Analakely. Maro ireo olona efa niharan’izany araka ny fijoroana vavolombelona nataon’ny renim-pianakaviana iray. Tsy vitan’izay fa miray tsikombakomba amin’ireo mpanendaka eo Analakely ihany koa izy ireo. Milaza ho manana taratasy ara-dalàna anefa izy ireo ka nilaza ny tsy hiala mihitsy na misy inona na inona.

    Les commentaires sont fermées.