Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Fantina sy fintina

    Tsy mandeha amin’ny laoniny ny raharaham-pirenena, araka ny nambaran’ny filohan’ny PLD, Rabeharisoa Sahara, omaly. « Tsy hita ny tena fahaiza-mitantana. Tsy tanteraka ny fampanantenana ary tsy misy ny mangarahara eo amin’ny volam-bahoaka. Ohatra, avoahy ny marina momba ny andramena », hoy izy.

    Mahatsiro ho voailika ireo mpikamban’ny AV 7 sasany amin’ny tombontsoa tokony ho azon’izy ireo. Voalazan’izy ireo fa ny an-tsasaky ny vola no voarain’izy ireo. Takin’izy ireo noho izany, ny hanaovana tatitra momba ny vola. Notondroin’ny sasany koa fa efa efa fantatra ny ao ambadiky ny fisolokiana sy mampihena ny volan’izy ireo.

    Les commentaires sont fermées.