Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Minisitry ny kolontsaina Rabenirina Jean Jacques

    Minisitry ny kolontsaina Rabenirina Jean Jacques

    Nahazo minisitra vaovao ny minisiteran’ny kolontsaina sy fampiroboroboana ny asa tanana ary ny fiarovana ny vakoka. Voatendry hisahana ity departemanta ity Rabenirina Jean Jacques. Efa nisy fotoana nitantanany ny minisiteran’ny Kolontsaina fony ity minisitera ity niaraka tamin’ny fizahantany. Tsy manalavitra rahateo amin’ny fiofanana sy fianarana nataony ka nahazoany ny mari-pahaizana « Doctorat » ny tontolon’ny kolontsaina. Mpampianatra eny anivon’ny oniversiten’i Toliara ity minisitra vaovao ity. Efa minisitry ny Fanabeazam-pirenena ihany koa izy. Solombavambahoaka voafidy tao Betioky Atsimo.

    Les commentaires sont fermées.