Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Taratry ny kanto

    Hiverina i Dadah de Fort Dauphin
    Ela izay tsy niaka-tsehatra teto Antananarivo i Dadah de Fort Dauphin. Fantatra kosa fa hanafana ny sehatra etsy amin’ny Le Glacier Analakely indray izy, anio alina. Hifandimby ireo mozika somary milamindamina sy ny mangaliba, araka ny efa nahafantarana azy hatramin’izay ihany.

    Kiady eny Ambolonkandrina
    Anisan’ny ketrika vaovao voizin’i Kiady tato ho ato ny fampiarahana ny feo sy ny gitara. Fantatra izao fa hiaka-tsehatra etsy amin’ny Serre à Sera Ambolonkandrina ity mpanakanto ity, anio manomboka amin’ny 9 ora alina. Hanampy azy eo amin’ny tendry gitara i Jovin sy Nini Kolibera.

    Nangonin’i Zo ny Aina

    Les commentaires sont fermées.