Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Inona

    Tany Pologne no niseho ny tantara ! Nianjera tampoka teo am-panaovana lamesa teo ambony alitara tany Pologne, omaly, ny Papa François. Nankahery ireo mpino marobe ao an-toerana izy amin’ny hanamafisana hatrany ny finoana, indrindra amin’ny andro sarotra. Tsy naninona anefa izy fa avotra soa aman-tsara ihany.

    *Vita ihany ny lamesa na teo aza ny fianjeran’ny Papa.

    inona1

    Lasan’ilay teratany aostraliana ny loka goavana tamin’ny lalao goavana iray natao tany an-toerana. Trano fandraisam-bahiny any amin’ny toerana mahafinaritra ny loka natolotry ny mpikarakara. Faly izy teo am-pandraisana izany.

    *Raha taty amintsika io izao efa nisy nanafika tamin’ny basy indray.

    inona2

    Nangonin’i Jean Claude

    Les commentaires sont fermées.