Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Lalamby Isotry : mahalany fonosan-drongony roa isan’andro Rasta

    Lalamby Isotry : mahalany fonosan-drongony roa isan’andro Rasta

    Nidoboka am-ponja omaly Rasta izay voasambotry ny polisy avy ao amin’ny poste de police Ilanivato teny amin’ny lalamby Isotry, afakomaly maraina. Nandritra ny fisafoana nataon’ny polisy teny amin’iny faritra Isotry sy Andavamamba iny no nahatrarana azy nidonadonaka rongony teo amin’ny lalamby Isotry. Mbola nahitana fonosan-drongony miisa 100 tany aminy nandritra ny fisavana nataon’ny polisy. Nilaza izy nandritra ny fanadihadiana nataon’ny polisy fa mahalany fonoson-drongony roa isan’andro.

    J.C

    Les commentaires sont fermées.