Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Indray mijery

    Nanambara ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka fa efa tonga eto amintsika ny andiany voalohany amin’ny solomaso fiarovana ny maso hijerena ny éclipse ny 1 septambra ho avy izao. 700 000 ny isan’ny solomaso haparitaka amin’ny farmasia sy ny toeram-pivarotana fanafody (depôt de médicament) any ambanivohitra. Tsy tokony hihoatra ny 2 000 Ar ny vidin’ny solomaso iray.

     

    Hahazo vata fampangatsiahana avokoa ny toeram-pitsaboana sy hopitaly manerana ny Nosy hatramin’ny faran’ny volana, araka ny nambaran’ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka tany Manakara. Nanolotra fitaovam-piasana ho an’ny hopitalin’i Manakara sy Ikongo ny tenany tamin’izany. Notokanana koa ny hopitaly ao Ankaramalaza.

    Les commentaires sont fermées.