Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Fantina sy fintina

    Nihazo an’i Fianarantsoa ny mpikambana maro eo anivon’ny governemanta Mahafaly Solonandrasana, omaly nitsapa alahelo ny fianakavian’ny minisitra Ramanantsoa Rodolphe. Notanterahina tao amin’ny lapan’ny faritra Matsiatra Ambony izany, sady iandrasana ny razana, mialoha ny hanaterana azy any Ambalavao, tanindrazany.

    Haka traikefa any amin’ny Sadc momba ny fahaiza-manao sy ny fanamafisana izany ho amin’ny fanaraha-maso ny fifidianana ny Ceni. Hotanterahina manomboka rahampitso any Gaborone izany ary hisolo tena ny Ceni, ny mpampaka-teny Rakotondrazaka Fano sy ny tale kabinetra,  Raveloson Jean de Dieu.

     

    Les commentaires sont fermées.