Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Faran’ny herinandro an-tsary

    Faran’ny herinandro an-tsary

    Nahafinaritra ny « Bà gasy an-tsehatra », omaly tolakandro tetsy amin’ny IKM Antsahavola. Anisan’ny nampiavaka ny hetsika ny seho natolotr’i Dédé Sorajavona, izay monina any ivelany any.

    Fifandonan’ny samy ngeza ny « Hiragasy makotrokotroka », omaly teny amin’ny kianjan’Andohalo. Nifampitana tamin-dry Ratovoson (laharana faharoa ny taona 2015) sy Raedisamimanana (efa tompon’ny amboara ny taona 2012).

    Les commentaires sont fermées.