Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Paikady iadiana amin’ny kolikoly : manohana ny fanatanterahana ny UE

    Paikady iadiana amin’ny kolikoly  : manohana ny fanatanterahana ny UE

    Firosoana sy ny vina amin’ny fanatanterahana ny fandaharanasam-pirenena amin’ny ady amin’ny kolikoly eto Madagasikara. Izay no anisan’ny voaresaka tamin’ny fitsidihana ara-pomba fifanajana ny tale jeneralin’ny Bianco, Andriamifidy Jean-Louis, nataon’ny ambasadaoron’ny Vondrona Eoropeanina (UE), Sem Antonio Sanchez-Benedito, teny foiben’ny Bianco, Ambohibao, omaly.

    Nanamafy àry ny ambasadaoron’ny UE amin’ny fanohanana ny fanatanterahana ny paikadim-pirenena iadiana amin’ny kolikoly, ary ny fanamafisana ny fametrahana ny fanjakana tan-dalàna.

    R. Nd.

    Les commentaires sont fermées.