Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Sombintsombiny

    Vita hatreo ny nofinofin’i Pierre-Emerick Aubameyang. Tsy afaka ny hanohy ny dingan’ny ampahefa-dalana, taorian’ny ady sahala 0 noho 0, nifanandrinany amin’ny Liona tsy voafolaka Kameroney, afakomaly izy ireo. Nanao sahala hatrany ny Gaboney mpampiantrano tamin’ireo lalao telo nataony. 1 noho 1 tamin’i Ginea Bisao sy Borkina Faso ary mbola sahala tsy nitoko koa raha nihaona tamin’i Kameronina. Araka izany, manana isa dimy ny Kameroney ary laharana faharoa eo anivon’ny sokajy A raha voalohany kosa na manana isa dimy koa aza ny Borkinabe.

    Hanohy ny lalany izany ny Liona tsy voafolaka ka hifanandrina amin’ny Sénégal, voalohany ao amin’ny sokajy B eo amin’ny ampahefadalana.

     

    Les commentaires sont fermées.