Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

     Miparitaka any Mahajanga ny vola sandoka 10.000 Ar. Maro ny mitaraina tratran’izany, ary nametraka fitarainana eny amin’ny mpitandro filaminana. Matetika miparitaka any amin’ny mpivarotra sy amin’ireo tsena be izany. Manao ny fanadihadiana momba izany ny polisy, ary tsy mbola nisy olona voasambotra aloha hatreto.

    Tovolahy iray no hita faty tany Ambovoalanana, omaly maraina. Novonoina ny fahitana azy, raha ny vaovao voaray noho ny fahitana ratra taminy. Nandray an-tanana ny fanadihadiana rehetra momba ity vonoan’olona ity ny mpitandro filaminana. Marihina fa manomboka tsy mandry fahalemana ny any amin’ity tanàna ity.

     

    Les commentaires sont fermées.