Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

    Mandeha ny famotorana momba ireo jiolahy namono nahafaty ilay zandary tany Fenoarivo Ambatofinandrahana. Roa lahy ny efa voasambotra tamin’ny andron’ny famonoana. Mandeha ny fikarohana ireo namany miaraka amin’ny basy, izay lasan’ireo mpamono. Efa nalefa an-tanindrazany kosa ilay zandary namoy ny ainy.

     Nandrasan’ny jiolahy tamin’ny sabatra izay nandeha tongotra  teny Isotry ny talata alina teo. Vaolaza fa enin-dahy samy mitazona sabatra izy ireo ary miafinafina ao anatin’ireo trano tsihy eo amin’ny fiakaram-be avy any Ambalavao Isotry mihazo any amin’ny fasan-dRainiharo. Ny alin’ny talata teo, tokony ho tamin’ny 9 ora sy sasany alina, nandrasan’ireo tsirairay izay olona nandalo teo amin’ilay toerana. Olona maro lasibatra tamin’izany.

    Les commentaires sont fermées.