Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

    Lasan’ny andian-jiolahy nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika ny vola mitentina 3 tapitrisa Ar mahery sy lavanila 20 kg nandritra ny fanafihan-jiolahy tao amin’ny fokontany Antanifotsy Sambava, ny herinandro teo. Voalaza fa niditra an-keriny sady nandrahona ho faty ireo mpivady niharan’ny fanafihana ry zalahy. Tsy afa-nanao na inona na inona anefa ireo niharam-boina fa nitazam-potsiny izay nataon’ireo olon-dratsy. Lasa nitsoaka ireo jiolahy taorian’izay. Vodim-bala 7,62 no hitan’ireo zandary nanao ny fanadihadiana tao an-tranon’ireo niharam-boina.

    Les commentaires sont fermées.