Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Indray mijery

    Ho maina indray ny andro, ao anatin’ny telo andro manaraka, eto an-dRenivohitra, araka ny vinavinan’ny teknisianina eny Ampandrianomby, omaly. Ny maripana tsy hiova koa fa mbola hanevokevoka toy ny tamin’ny herinandro lasa, anio, 17 ny ambany indrindra ary 27 ny maripana ambony indrindra ho an’Antananarivo.

    Les commentaires sont fermées.