Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Antananarivo : hitohy ny oram-baratra

    Hitohy hatramin’ny alakamisy ho avy izao ny oram-baratra isaky ny tapak’andro hariva saika manerana ny Nosy, araka ny fanazavan’ny teknisianina eny Ampandrianomby, omaly. Eto afovoan-tany, mety hisy zavona ny maraina, andrasana ny oram-baratra ny hariva. Any atsimo, ny alina vao hirotsaka ny orana, toy izay koa ny ampitso. Amin’ny alakamisy, ny alina vao ho avy ny orana eto Antananarivo. Ny zoma, hidina kely ny maripana fa hitoetra ihany ny oram-baratra ny hariva sy ny alina. Mila miomana amin’ny aro orana izany ny rehetra indrindra ireo voatery mody hariva.

    Vonjy

    Les commentaires sont fermées.