Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Sambava : olona roa avy nividy moto maty voadonan’ny 4×4

    Sambava : olona roa avy nividy moto maty voadonan’ny 4×4

    Olona rao indray maty, lehilahy iray sy vehivavy iray tany Sambava, omaly hariva, tokony ho tamin’ny 4 ora teo. Voalaza fa avy novidina mihitsy io moto io izao tra-doza izao. Mafy ny fifandonana, vaky mihitsy ny lohan’ireo olona roa voadona ireo. Tonga teny an-toerana ny zandary nanao ny fanadihadiana.

     

    Les commentaires sont fermées.