Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Ambatovy : olona fito tratra nangalatra

    Tratran’ny zandary avy ao amin’ny paositry ny zandarimaria Tanandava ny olona fito. Mpikambana ao anatin’ny tambajotran-jiolahy mpangalatra ao amin’ny orinasa Ambatovy any Toamasina izy ireo.

    Matetika ahitana halatra amin’ny endriny samihafa ao anatin’ity orinasa ity, ka tsy mitazam-potsiny ny mpitandro filaminana. Misy mihitsy aza ireo mangalatra ny harena an-kibon’ny tany vokarin’Ambatovy. Nandray ny fepetra mifanaraka amin’izany mpitantana nampidirina ao anatin’ny fomba fitantanana ny orinasa.

    Njaka A.

    Les commentaires sont fermées.