Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Fantina sy fintina

    Hihazo ny any Italia, ny alahady izao, ny filoha Rajaonarimampianina sy ny delegasiona hotarihiny. Hihaona amin’ireo Malagasy miasa sy monina any amin’ity firenena ity ny tenany. Eo koa ny dinika iarahana amin’ireo mpiara-miombona antoka sy mpandraharaha na mpampiasa vola italianina. Hifarana ny alarobia 18 oktobra izany diany any ivelany izany.

    Nipoitra indray i Marc Tatandraza. Hangataka fihaonana ary hiresaka amin’ny filoham-pirenena sy ny lehiben’ny andrimpanjakana ary hatreny anivon’ny fokontany ny tenany, araka ny nambarany, omaly teny Betongolo. Natsidiny koa fa ho faty ny tenany amin’ny volana desambra izao. Tsy nambarany kosa anefa ny datin’andro handaozany ny tany…

     

    Les commentaires sont fermées.