Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Fantina sy fintina

    Voafidy ho filohan’ny Filankevitry ny fampihavanana (CFM), tamin’ny fifidianana natao, omaly, tetsy Ampefiloha i Maka Alphonse. Dimy ireo kandidà nirotsaka ary nifaninana teo amin’ny fihodinana faharoa izy sy ny kandidà Landry, resy tamin’ny isam-bato 19 no ho 13. Niatrika izany avokoa ireo mpikambana 33 eo anivon’ity rafitra ity. Hitohy, anio, ny fifidianana ny birao manontolo handrafitra ity CFM ity.

     

    Les commentaires sont fermées.