Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

    Hita faty niankohoka teo am-pandriana tao an-tranony eny Ivato Aéroport, afakomaly ny raim-pianakaviana iray. Voalaza fa nifamaly tamin’ny vadiny izy ny zoma lasa teo ka lasa nisitaka ireo vady aman-janany. Fofona maimbo nivoaka tao an-trano no nanaitra ireo mpiara-monina ka nampandre ny zandary ao amin’ny Poste Avancé Miandrisoa. Matin’ny toaka ilay niharam-boina araka ny voalazan’ny dokotera.

    Olona miisa 11 indray naratra mafy noho ny fivadihan’ny fiara Mazda iray tany anaty hady teny Ambohimianaka Mahitsy, afakomaly. Potika tanteraka ilay fiara. Vokatry ny fandehanana mafy no nahatonga ny loza. Nalefa any amin’ny hopitaly Mahitsy ireo naratra.

     

    Les commentaires sont fermées.