Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Barea an’i Madagasikara: mpilalao Ligy 1, hanatevin-daharana

    Araka ny nambaran’ny mpanazatran’ny barea an’i Madagasikara, i Nicolas Dupuis, nandritra ny fandalovany tao amin’ny fandaharana « Midi Ma’nifik », “hisy mpilalao avy amin’ny ligy 1 hanatevin-daharana ny ekipam-pirenena malagasy. Hampahafantarina tsy ho ela ny anaran’ity mpilalao ity”. Ankotra izay, nanambara ihany koa izy fa hampitomboana ho 23 ny mpilalao handrafitra ny Barea an’i Madagasikara, hiatrika ny lalao rehetra mbola ho avy. Nanome toky ihany koa ity mpanazatra ity fa hanatsara hatrany ny traikefan’ny ekipa malagasy.

     

    Mi.Raz

    Les commentaires sont fermées.