Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Indray mijery

    Olona dimy indray ny lavon’ny Covid-19 ny alahady teo raha ny salanisa ofisialy navoakan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Teto Analamanga ny telo amin’ireo ary tany Androy sy tany Analanjirofo kosa ny roa hafa.

    Olona vaovao 52 tamin’ireo 327 natao fitiliana kosa no voaporofo fa mitondra ny tsimokaretina Coronavirus. 11 amin’ireo, eto Analamanga ary any Matsiatra Ambony ny 11 hafa. Miparitaka amin’ny faritra maro ny ambiny.

    Mbola misy olona 123 arahi-maso akaiky fa maneho tranga fahasarotana.

     

    Les commentaires sont fermées.