Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Unesco sy ny mpiara-miasa aminy: nifarana ny « YouthMobile Madagascar »

    Unesco sy ny mpiara-miasa aminy: nifarana ny « YouthMobile Madagascar »

    Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa ho an’ny fampandrosoana maharitra. Nifarana tamin’ny asabotsy 20 novambra teo ny « YouthMobile Madagascar », tetikasa nanomezana lanja ny tontolon’ny nomerika sy ny vehivavy tanora (14 taona – 25 taona). Marihina fa nanomboka ny volana jolay teo ity tetikasa ity. Nahazo ny loka voalohany ny tetikasa E-Zara (3.000.000Ar). Faharoa, She’ld (2.000.000Ar) ary ny tetikasa fahatelo « Karibo » 1.000.000Ar

    Marihina fa ny « YouthMobile Madagascar », an’ny Unesco niaraha-niasa tamin’ny Vaomieram-pirenena malagasy ho an’ny Unesco, ny Agence Universitaire de la Francophonie en Océan Indien ary ny Orange Digital Center. Lanonam-pamaranana notontosaina teny amin’ny Ivotech, Ankatso.

    HaRy Razafindrakoto

     

    Les commentaires sont fermées.