Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Mandroseza II: hikorontana ny famatsiana rano eto Iarivo

    Mitohy ny fampandehanana ny toby famatsian- drano faharoa, ny Mandroseza II Bis hanatsarana ny tambajotra eto an-dRenivohitra. Hametrahana fitaovana vaovao, paompy, hapetraka amin’ny asabotsy 4 desambra ho avy izao eny an-toerana. Hisy fikorontanany, noho izany, ny famatsian-drano eto an-dRenivohitra sy ny manodidina, manomboka amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 8 ora alina.

    Njaka A.

     

    Ireo toerana tratry ny fikorontanana:

    Mandrosoa-Ambohijatovo-Andravoahangy-Mahamasina-67 ha- Andraharo-Ivandry-Ankorondrano-Ankatso…

    Ambatobe-Soavimasoandro-Antanandrano-Ilafy…

    Anosivavaka-Ambatolampy-Ivato-Ambohibao…

    Anosizato-Ampitatafika-Itaosy-Andranonahoatra…

    Mahabo-Ankaraobato-Tongarivo-Forello…

    Fort-Duchesne-Andraisoro-Antsahameva…

    Les commentaires sont fermées.