Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Songadina an-tsary

    Songadina an-tsary

    Nizara kilalao ho an’ireo mpianatra ao amin’ny EPP Betsizaraina, omaly maraina, ny fikambanana WMG, naorin-dRamatoa Ginette Andriantsitohaina, sy ny fikambanana Fitia, tantanin’ny vadin’ny filoha, Rajoelina Mialy.

    Mamirapiratra Analakely ravahin’ny hazonoely mirentirety jiro.

    Voaravaka hazavana mahafinaritra eny Anosy sy Antaninarenina. Fety ny andro!

    Rehefa ankatoky ny Krismasy toy izao, mifanaretsaka eny an-tseny ny mpovarotra hazonoely.

    Sary: Fanou sy Tiana R

    Les commentaires sont fermées.