Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

    Tompon’antoka tamin’ny fangalarana ny latsin-dalamby ireny no saron’ny mpitandro filaminana tao Ambohitriasana, Kaominina ambanivohitra Ambohitsilaozana, Distrikan’Ambatondrazaka,  ny talata 11 janoary lasa teo. Tsy lavitra  io toerana nahatrarana azy io,  voasambotra koa ireo telo mirahalahy mpanodina ny vy halatra ho lasa angady sy antsy. Notanana avy hatrany araka izany izy efa-dahy ireo izay samy niaiky ny heloka vitany. Marihina fa miteraka lozam-pitanterana an-dalamby matetika amin’iny faritra iny ny fahasimban’ny ny lalana vokatry ny halatra ataon’ireo tsy mataho-tody tahaka izao.

    Les commentaires sont fermées.