Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Fiaraha-miasa amin’ny MJS: hanangana tranoben’ny tanora i Soisa

    Nivoitra nandritra ny fitsidihan’ny ambasadaoron’i Soisy, Chasper Sarott ny minisitra lefitra misahana ny Tanora, Ratovoson Juliana, fa tokony hanana tranoben’ny tanora ny eto amin’ny faritra Analamanga. Naneho fahavonana hiantoka ny fananganana izany ny firenena Soisa. Nanamafy ny minisitra fa tena ilaina izany tranobe ho an’ny tanora izany. Ankoatra izany, vonona ny hanampy amin’ny fanatanterahana ny tetikasan’ny MJS ho an’ny tanora, rehetra koa i Soisa. Anisan’ireo nisongadina tamin’ny fifampiresahan’ny roa tonta ihany koa ny momba ny fahafahan’ny tanora malagasy miatrika fiofanana any Siosy.

    Mi.Raz

    Les commentaires sont fermées.