Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

    Saron’ny polisy ny taolam-paty roa gony izay ahitana taolan-dava miisa 80 tao amin’ny fokontany Namela, distrikan’i Maintirano ny 13 janoary lasa teo. Vinavinain’ny polisy ho avy amin’ny razana miisa 10 ireo taolana ireo. Tsy fantatra mazava hatreto ny niavin’ireo taolana halatra ireo. Manao antso avo amin’ireo vaky fasana any an-toerana kosa ny polisy amin’izao fotoana ary mitohy ny fikarohana ireo nahavanon-doza.

    Les commentaires sont fermées.