Anisan’ny klioba eny anivon’ny fokontany, manabe amin’ny alalan’ny baolina kitra, ireo ankizy tsy mba manana fahefana miditra amin’ireny sekolin’ny kitra ireny ny FC Copain. Gazety Taratra (*) : Ivontoeram-piofanana ve ny FC Copain sa klioba ? Rakotondramiara Hasina (-) : Tsy ivontoeram-piofanana fa klioba fitaizana ankizy eny anivon’ny fokontany Alarobia Amboniloha. Tsy sekolin’ny […]
Fanatajahantena
Taekwondo WT : tsy mbola nivoaka ny datim-pifidianana
Sahiran-tsaina ny eo anivon’ny tontolon’ny Taekwondo WT amin’izao fotoana izao. Tsy mbola misy daty raikitra hanatontosana ny fifidianana navoakan’ny Federasiona malagasy. Raha tsiahivina, ny volana hanatontosana izany fotsiny ny hany efa navoakan’ity rafitra miahy ny Taekwondo WT eto Madagasikara ity, ny 2 oktobra lasa teo. Voalaza tao anatin’izany, fa hotontosaina eo anelanelan’ny volana oktobra […]
Kitra malagasy : voasazy tsy miatrika lalao enina i Rayan Raveloson
Nivoaka ny alakamisy lasa teo ny sazy mavesatra ho an-dRaveloson Rayan, Malagasy mpilalao baolina kitra ao amin’ny klioban’ny AJ Auxerre France. Voasazy tsy afaka hanatrika lalao enina amin’ny fifaninanana frantsay, “Ligue 2”, ity Malagasy mpilalao ity noho ny fikasihan-tanana nataony tamin’i Maxime Sivis, mpilalaon’ny Guingamp France. Hisy akony lehibe amin’ity […]
Tenisy – “Mada 2023”: handray ny fifaninanana ny eto Antananarivo
Taorian’ny fankatoavana avy amin’ny Federasiona malagasin’ny tenisy. Hanomboka ny 27 novambra ho avy izao, eto an-drenivohitra, ny fifaninanam-pirenena “Mada 2023”. Hotanterahina ao amin’ny Club olympique de Tananarive (COT), Ankadikely Ilafy, ny 27 novambra – 3 desambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy. Raha ny vaovao […]
Jiu-Jitsu-“Open d’Afrique” : Malagasy mpikatroka 19 ho any Maorisy
Taorian’ny “World Jiu-Jitsu Championship” izay nifarana omaly, ny “Open d’Afrique”, hatao any Maorisy, indray no miandry ny Malagasy solontena, ny 18 novambra ho avy izao. Malagasy mpikatroka 19 mianadahy no fantatra fa hiatrika ity fifaninanana ity, araka ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny Jiu-jitsu Brésilien, izay nanamafy fa tena […]