Manodidina ny 79 dolara ny vidin’ny solika iray barila, eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Tsy mitsaha-midina io vidiny io, nanomboka ny volana oktobra teo, izay efa nahatratra 94 dolara. Anisan’ny mahatonga izany ny adin’Israeliana sy ny vondrona palestiniana Hamas, ka mihena ny fanjifana. Miisa 85 ny olona niofana ny fiompiana trondro […]
Tselatra
FANTINA sy FINTINA
Nanao fanambarana fanehoana fiaraha-miory ary nankahery ireo niharam-boina noho ny rivodoza Alvaro ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo. Niantso ny rehetra hifanome tanana ny tenany ary ho mailo fa vao manomboka ny fotoanan’ ny rivodoza. Hampiasa ny volan’ny Vondrona eoropeanina (UE) ny Ceni amin’ny fikarakarana ny fifidianana depiote sy ny […]
TSELATRA
Lehilahy iray hitan’ny fokonolona nitsirara tsy nisy aina intsony teny Ankaditany Ampitatafika, omaly vao mangiran-dratsy. Tsy fantatra mazava ny anton’ny nahafaty azy. Nizaha ny razana ny mpitandro filaminana sy ny mpitsabo ary nosokafana ny fanadihadiana momba io tranga io. Nifampisokirina tao anaty honahona ny fatin-dehilahy iray tao Antsahatsiresy-Ankorondrano, omaly maraina. […]
SOMBIM-BAOVAO
-Notapahin’ny federasiona iraisam-pirenen’ny rugby (IRB) taorian’ny fahavitan’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany natao tany France, ny taona 2023 lasa teo, fa hampitomboina ho 24 ny isan’ireo firenena handray anjara amin’ny «Mondial 2027», tanterahina any Australie. Raha tsiahivina, 20 ny isan’ireo niatrika izany taloha. -Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina atsy […]
INDRAY MIJERY
Hisy ny fiofanana momba ny fampiasana sy fikirakirana ny Mallette pédagogique hafakely, miaraka amin’ny fikambanana Autisme Madagascar, any Moramanga. Natokana ho an’ny mpanabe, ray aman-dreny, talen-tsekoly, éducateurs spécialisés ny fanofanana. Haharitra roa andro, ny 9 sy 10 janoary ho avy izao, izany. Nisitraka ny tambim-pikarakarana ny CEPE sy BEPC, taom-pianarana […]